Kilalao kalaza Malagasy

Kilalao kalaz dia kilalao amin'ny fiteny malagasy ary natao manokana ho an'ireo olona mahay miteny Malagasy . Ny tantara aloha no nampidirinay eto fa azo atao amin'ny kolotsaina, jeografia koa ny laza adina .

Fantatrao ve Madagasikara manasa anao ary aho hanao ny quizz kalaza e dia izay kalaza no arahabaina e . Ho anao izay liana amin'ny kilalao dia mbola hisy ny dingana faharoa .

Created by: ilayfitia
  1. iza no Mpanjakan'i Madagasikara ?
  2. Iza no mpanjaka nampivondrona an'imerina enina toko
  3. iza no mpanjaka nampihinana hena omby ny vahoaka ?
  4. Iza no mpanjaka nampiditra ny fampianarana voalohany teto Madagasikara ?
  5. Iza ilay mpanjaka niaro ny fomba malagasy ka nandroaka vahiny ?
  6. Iza no mpanjaka nampiditra malalaka ny fivavahana kristiana teto Madagasikara ?
  7. Iza no mpanjaka farany teto Madagasikara ?
  8. iza no mpanjaka niamboho fa nokendaina
  9. iza ilay mpanjaka natao sesi-tany tany algerie nandritra ny fanjanahatany teto Madagasikara ?
  10. Inona ny firavaka nampiavaka ny mpanjaka vavy taloha ?
  11. Taiza no nonina ireo mpanjakan'i Madagasikara ?
  12. Firy taona i Radama I dia mpanjaka ?
  13. oviana no lasa zanatany Frantsay i Madagasikara ?
  14. oviana no foana tanteraka ny fanandevozana teto Mandagasikara
  15. Iza ilay mpanjaka efa nanoritra ny fanafoanana ny fanandevozana teo amin'ny fanjakany
  16. inona no anaran'ilay lamba landy sarobidy fampiasan'ny Mpanjaka ?
  17. ahoana no filaza ny mpanjaka efa nodimandry izy ?
  18. Firy no isan'ireo mpanjaka vavy nanjaka teto Madagasikara ?

Remember to rate this quiz on the next page!
Rating helps us to know which quizzes are good and which are bad.

What is GotoQuiz? A better kind of quiz site: no pop-ups, no registration requirements, just high-quality quizzes that you can create and share on your social network. Have a look around and see what we're about.